JESOA MPANJAKANAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa mpanafaka, Jesoa mpamonjy anay
Jesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
Tsy mendrika pzmjgs hamaha ny fehi-kapkany aho
na hanonona ny anarany aza
saingy matoky ny famindra-pony
ka sahy manao izao hira izao
Izy tsy sasatra mitia ahy
Na zzuh dia mpanota aza aho
Tsapakko loatra ny fitiavany ahy
Ka hanandratako izao hira izao
Jesoa mpanafaka, gatzzh Jesoa mpamonjy anay
Jesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I tononkira.serasera.org Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
Jesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
Tsy mendrika pzmjgs hamaha ny fehi-kapkany aho
na hanonona ny anarany aza
saingy matoky ny famindra-pony
ka sahy manao izao hira izao
Izy tsy sasatra mitia ahy
Na zzuh dia mpanota aza aho
Tsapakko loatra ny fitiavany ahy
Ka hanandratako izao hira izao
Jesoa mpanafaka, gatzzh Jesoa mpamonjy anay
Jesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I tononkira.serasera.org Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 705
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:45
