JESOA MPANJAKANAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa mpanafaka, Jesoa mpamonjy anayJesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
Tsy mendrika hamaha ny fehi-kapkany aho
na hanonona ny anarany aza
saingy matoky ny famindra-pony
ka sahy manao izao hira izao
Izy tsy sasatra mitia ahy
Na dia mpanota aza aho
Tsapakko loatra ny fitiavany ahy
Ka hanandratako izao hira izao
Jesoa mpanafaka, Jesoa mpamonjy anay
Jesoa mpanavotra, Jesoa mpajankanay
(Hobio I Jesoa) X 2
Ilay Zanak’Andriamanitra
(Hobio I Jesoa) X 2
Mpajankan’ny Lanitra
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 376
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 20/01/2023 09:45