Izy mamindra fo (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiany ianao ho solafaka
Tsy afaka, tsy tafarina intsony
Zarany ianao ho potika
Sy rotika, torotoro @ tany
Tsy tantiny ny mahita anao ho tafita
Sy tafiakatra ambony
Ny mialona anao, ny tononkira.serasera.org mamingana anao
No mafinaritra azy ee !!!
Fa Andriamanitra kosa e!
Tsy mba toy izany
Malahelo izy, mahita anao mijaly…marary…tomany…
Izy mamindra fo, na atoandro na alina
Izy mamindra fo, na tsara ianao na ratsy
Izy mamindra fo, na tia Azy ianao na tsy tia
Izy mamindra fo, mamindra fo, mamindra fo
Mahantra ianao voahilika
Sy voatosika, tsy mba isan’izy ireo
Manana ianao be mpialona
Be mpanenjikaf’izay no fomban’ny tany
Fa ny tany be ankaso
Mana-maso fa tsy mahitsy fijery
Ny mialona anao, ny mamingana anao
No mafinaritra azy ee !!!
Fa Andriamanitra kosa e!
Tsy mba toy izany
Malahelo izy, mahita anao mijaly…marary…tomany…
Izy tnsipqpc mamindra fo, na atoandro na alina
Izy mamindra fo, na tsara ianao na ratsy
Izy mamindra fo, na tia Azy ianao orphphuc na tsy tia
Izy mamindra fo, mamindra fo, mamindra fo
atuulum A/C : Nirina RANOELISON (Ni)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 194
Likes : 1 Like
Created by : 586b
Date : 01/02/2026 11:17