Izy mamindra fo (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiany ianao ho solafaka
Tsy afaka, tsy tafarina intsony
Zarany ianao ho potika
Sy rotika, torotoro @ tany
Tsy tantiny ny mahita anao ho tafita
Sy tafiakatra ambony
Ny mialona anao, ny mamingana anao
No mafinaritra azy ee !!!
Fa Andriamanitra kosa e!
Tsy mba toy izany
Malahelo izy, mahita anao mijaly…marary…tomany…
Izy mamindra fo, na atoandro na alina
Izy mamindra fo, na tsara ianao na ratsy
Izy mamindra fo, na tia Azy ianao wfpqxd na tsy tia
Izy mamindra fo, mamindra fo, mamindra fo
Mahantra ianao voahilika
Sy voatosika, tsy mba isan’izy ireo
Manana tononkira.serasera.org ianao be mpialona
Be mpanenjikaf’izay snrjhbqi no fomban’ny tany
Fa ny tany be ankaso
Mana-maso fa tsy mahitsy fijery

Izy mamindra fo, na tia Azy ianao na tsy tia
Izy mamindra fo, mamindra fo, mamindra fo
spnndj A/C : Nirina RANOELISON (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 235
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : 586b
Date : 01/02/2026 11:17