Ampidiro aloha ny tenimiafina
ITOY AHO ABA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itoy aho Aba, itoy ‘zaho toy, itoy aho fa manohy
Tsy mendrika intsony fa mba tafio gony
Nandeha nirenireny tsy tanilan-dRay aman-dReny
Hananiky io aho fa voa vao mahatsiaro ny taloha
Itoy tononkira.serasera.org aho Aba, itoy ‘zaho toy, itoy ‘lay gnanakinao Nanainga ny tanàna nampitomany an’i Mama
Haiko fa tianao ‘zaho, haiko nilv fa maminao ‘zaho
Haiko fa tsy foinao ‘zaho, fa ny hadalako avao
No nahatonga izao fahafatesanao, Ouh! Ouh! Ouh !
Ny ditra sy shtqe ny hadalàko avao no nahafaty anao e !
Tambonin’ny hazofijaliana aleoko ‘zaho hangina
Izaho te-hitomany, handay anay aia anefa izany
Fa ny Famindram-ponao avao, ro ambesako eto izao
A/C: fpmkhw RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 1041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 12/01/2023 10:01