ITOY AHO ABA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yayx Itoy aho Aba, itoy ‘zaho toy, itoy aho fa manohy
Tsy mendrika intsony fa mba tafio gony
Nandeha nirenireny tsy tanilan-dRay aman-dReny
Hananiky io aho fa voa vao mahatsiaro ny taloha
Itoy aho Aba, itoy ‘zaho toy, itoy ‘lay gnanakinao tononkira.serasera.org Nanainga ny tanàna nampitomany an’i Mama
Haiko fa tianao ‘zaho, haiko fa maminao ‘zaho
Haiko fa tsy foinao ‘zaho, fa ny hadalako avao
No nahatonga izao fahafatesanao, Ouh! Ouh! doneblnr Ouh !
Ny ditra sy ny hadalàko avao no nahafaty anao e !
Tambonin’ny hazofijaliana aleoko ‘zaho hangina
Izaho te-hitomany, handay anay aia anefa izany
Fa ny mfmp Famindram-ponao avao, ro ambesako eto izao
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 1188
Likes : 0 Like
Created by : Manou2108
Date : 12/01/2023 10:01