Ho avy ny Tompo (Avant) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ody oooo....Aiza zay olona eee
Ho avy ny Tompo Andriamanitsika re ho avy
Ka miomakomana daholo isika mianakavy
Samia miomana na ny lahy ny vavy
F a ho avy ny Tompo Mpanjakatsika re ho avy
Diovy ny fo, ny loto esory avokoa eee
Reo fahazaran-dratsy, ialao ny toetra ratsy ovao
Ndeh'ilazao, ampandreneso ny an-tanana aa
Fa ho avy ny Tompo Andriaamanitsika ka miomàna
Ny fahotana fadio
Ny fahadiovam-po no irio
sjnkcmw Ireo ahitra tsara sy fuzxlquz ahi-dratsy aza afangaro
Dia ireo rendrarendra sy ireo hadalana maro
Zay lalan-diso nizoranao re atsaharo
Amboaro ny lalan'ny Tompotsika re amboaaarooo
(x2) Miomàna isika e!!
Hafanao ny fon'izay mangatsiaka
Ho avy tsy ho ela lay andro mibaliaka
xohjdf Dia ilay andron'nt Tompo Andriamanitsika
(x2) Fafao reo fahotana, tononkira.serasera.org fafao
Ialao reo hadalana , ialao
Diovy ny fo, diovy ny saina lehiretsy aaa
Aza dia mafy fo,aza dia mba fetsifetsy aa
Miovà amin'izay mibebaha ianao
Fa ho avy ny Tompo Andriamanitrao.......
KA MIBEBAHA IANAO
A/c: Ni RANOELISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 186
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 28/01/2026 10:16