HO AVY NY TOMPO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy ny TompoMiomàna ianao
Ho avy ny Tompo
Hanome fiainam-baovao
Injay manakoako any an’efitra
Amboaro ny lalan’ny Tompo
‘Reo vohitra sys aha
Ny lemaka hitovy
Tsisy avo sy iva
(Ho avy) 3 fois
Ho avy ny Tompo
(ho avy hiverina izy e !) 4 fois
Eoa
A/C: ABEL RAJORO (Joro)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:14