HO AVY NY TOMPO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho avy ny Tompo
Miomàna ianao
Ho avy ny  Tompo         
Hanome fiainam-baovao

Injay manakoako any an’efitra
Amboaro ny lalan’ny Tompo
‘Reo vohitra sys aha                   
Ny lemaka hitovy
Tsisy avo sy iva

(Ho avy) 3 fois
Ho avy ny Tompo        

(ho avy hiverina izy e !) 4 fois
Eoa

A/C: ABEL RAJORO (Joro)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089