HANARAKA ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalan-tsarotra ny lalako ety
Tongava Ianao hitantana ny dia
Haizon-kitroka feno havoana
Tongava Ianao Jesoa mba hanoloana
Maniry aho ka maniry ny hitsaharan’ity hirifiry
Ka nefa nekeko nbews ny hanaraka Anao Jesoa
Ka n’inona n’inona hanjo izao tsy llbfirya hamoy fo e!
Na ho lavitra aza ny hitondranao ahy,
Hanaraka Anao foana foana
Fa ny miaraka Aminao dia tsy mba hampanahy
Fa hanaraka Anao foana foana
Manantena aho ka manantena fa ho izany fandresena
Satia mantsy matoky manantena aho aty mino
Fa Ianao tononkira.serasera.org Jesoa iylzugx dia tsy mba manadino
Tonony sy feony : Nirina Ranoelison (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 2362
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomak
Daty : 22/10/2015 18:28