HANARAKA ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vloijh Lalan-tsarotra ny lalako ety
Tongava Ianao hitantana ny dia
Haizon-kitroka feno havoana
Tongava Ianao Jesoa mba hanoloana
Maniry aho ka maniry ny hitsaharan’ity hirifiry
Ka nefa nekeko ny hanaraka Anao Jesoa
Ka n’inona n’inona hanjo izao tsy hamoy fo e!
Na ho lavitra aza ny hitondranao ahy,
Hanaraka Anao foana foana
Fa ny miaraka Aminao dia tsy mba hampanahy
Fa hanaraka tononkira.serasera.org Anao foana foana
Manantena aho ka manantena udsp fa ho izany fandresena
Satia mantsy jplf matoky manantena aho aty mino
Fa Ianao Jesoa dia tsy mba manadino
Tonony sy feony : Nirina Ranoelison (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 2361
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nomak
Date : 22/10/2015 18:28