HANARAKA ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalan-tsarotra ny lalako ety
Tongava Ianao hitantana ny dia
Haizon-kitroka feno havoana
Tongava Ianao Jesoa mba hanoloana

Maniry aho ka maniry ny hitsaharan’ity hirifiry
Ka nefa nekeko ny afpajn hanaraka Anao Jesoa
Ka n’inona n’inona hanjo izao tsy hamoy fo kzfzlpmr e!

Na ho lavitra aza ny hitondranao ahy,
Hanaraka Anao foana tononkira.serasera.org foana
Fa ny miaraka Aminao dia tsy mba hampanahy
Fa hanaraka Anao foana foana

Manantena aho ka manantena  fa ho izany tcsh fandresena
Satia mantsy matoky manantena aho aty mino
Fa Ianao Jesoa dia tsy mba manadino


Tonony sy feony : Nirina Ranoelison (Ni)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0546