DIA IZANY VE RY RAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mifoha izahay
Mihodina sahady eo ny saina
Maminay izay hahitana cffaeoa indray
Izay sahaza ho tohan’aina

Tsy ny aina ihany no tohanana
Fa ao koa ity vatana ity
Mila tafy mba hananana
Bika maha te ho tia

Dia izany re Ray ô! na lala-
Hizaran’ny Fiainanay, adin’ny xfpw filan-dava izao
Mba rahoviana ihany no hiova eto an-tany
Ilay Paradisanao vaovao

Raha ny endrika ihany anefa
Mandeha ila ka aiza indray
Enti-mampirefarefa
Igagan’ny olona anay

Tolagaga izay tononkira.serasera.org mahita
Revo cxepaq sambatra izahay
Mihevitra f’ireo zava-bita
Dia ampy ho amin’ny fiainanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392