DIA IZANY VE RY RAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Vao mifoha izahay
Mihodina sahady ybyfiz eo ny saina
Maminay izay hahitana indray
Izay sahaza ho tohan’aina
Tsy ny aina ihany no tohanana
Fa ao koa ity vatana ity
Mila tafy mba hananana
Bika maha te ho tia
Dia ousdt izany re Ray ô! na lala-
Hizaran’ny Fiainanay, adin’ny filan-dava izao
Mba rahoviana ihany no hiova zfjdkn eto an-tany
Ilay Paradisanao vaovao
Raha ny endrika ihany anefa
Mandeha ila ka aiza indray
Enti-mampirefarefa
Igagan’ny olona anay
Tolagaga izay mahita
Revo sambatra izahay
Mihevitra f’ireo zava-bita
Dia ampy ho amin’ny fiainanay
Mihodina sahady ybyfiz eo ny saina
Maminay izay hahitana indray
Izay sahaza ho tohan’aina
Tsy ny aina ihany no tohanana
Fa ao koa ity vatana ity
Mila tafy mba hananana
Bika maha te ho tia
Dia ousdt izany re Ray ô! na lala-
Hizaran’ny Fiainanay, adin’ny filan-dava izao
Mba rahoviana ihany no hiova zfjdkn eto an-tany
Ilay Paradisanao vaovao
Raha ny endrika ihany anefa
Mandeha ila ka aiza indray
Enti-mampirefarefa
Igagan’ny olona anay
Tolagaga izay mahita
Revo sambatra izahay
Mihevitra f’ireo zava-bita
Dia ampy ho amin’ny fiainanay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 909
Likes : 0 Like
Created by : Manou2108
Date : 20/01/2023 09:24
