Afaka ny gadrako (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Amafisiko eto anio indray
Ny fanekeko Anao
kmir Dia ilay andro nilazako hoe:
"Tiako Ianao"
tononkira.serasera.org Tiako mantsy ho fantatrao
Fa tsy mbola niova
Eny, tsy niova ry Tompo Malala ô!!!
2- Fahiny aho tanaty hantsana no nosikirinao
Ti(a)nao loatra e!
Ti(a)nao aho mba hivoatra e!
plepwi Naloto aho ka indro nodiovinao tsara
Novahanao fatorana aho
fexnq Ry Tompo Malala o!
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
3- Impiry moa Ianao no efa natositosiko teny
Notsiratsiraiko ombieny, ombieny
Niaretanao ny mafy, nijaly sy niafy
Nipitrapitra, nijery ty zaza maditra
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Malalan'ny foko, Malala tsy foiko
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
A/C: Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Ny fanekeko Anao
kmir Dia ilay andro nilazako hoe:
"Tiako Ianao"
tononkira.serasera.org Tiako mantsy ho fantatrao
Fa tsy mbola niova
Eny, tsy niova ry Tompo Malala ô!!!
2- Fahiny aho tanaty hantsana no nosikirinao
Ti(a)nao loatra e!
Ti(a)nao aho mba hivoatra e!
plepwi Naloto aho ka indro nodiovinao tsara
Novahanao fatorana aho
fexnq Ry Tompo Malala o!
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
3- Impiry moa Ianao no efa natositosiko teny
Notsiratsiraiko ombieny, ombieny
Niaretanao ny mafy, nijaly sy niafy
Nipitrapitra, nijery ty zaza maditra
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Malalan'ny foko, Malala tsy foiko
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
A/C: Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 02/07/2026 05:02
