Afaka ny gadrako (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Amafisiko eto anio indray
Ny zgvsygm fanekeko Anao
Dia ilay andro nilazako hoe:
"Tiako Ianao"
Tiako mantsy ho fantatrao
gmwnknt Fa tsy mbola niova
Eny, tsy niova ry Tompo Malala ô!!!
2- Fahiny aho tanaty hantsana no nosikirinao
Ti(a)nao loatra e!
Ti(a)nao aho mba hivoatra e!
Naloto aho ka indro nodiovinao tsara
Novahanao fatorana aho
Ry Tompo Malala o!
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
3- Impiry moa Ianao no efa natositosiko teny
Notsiratsiraiko ombieny, ombieny
Niaretanao ny mafy, nijaly sy niafy
Nipitrapitra, nijery ty zaza maditra
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Malalan'ny foko, Malala tsy foiko
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy ntwoqym voagadra aho
Faly aho anio ka tononkira.serasera.org misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
A/C: Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Ny zgvsygm fanekeko Anao
Dia ilay andro nilazako hoe:
"Tiako Ianao"
Tiako mantsy ho fantatrao
gmwnknt Fa tsy mbola niova
Eny, tsy niova ry Tompo Malala ô!!!
2- Fahiny aho tanaty hantsana no nosikirinao
Ti(a)nao loatra e!
Ti(a)nao aho mba hivoatra e!
Naloto aho ka indro nodiovinao tsara
Novahanao fatorana aho
Ry Tompo Malala o!
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
3- Impiry moa Ianao no efa natositosiko teny
Notsiratsiraiko ombieny, ombieny
Niaretanao ny mafy, nijaly sy niafy
Nipitrapitra, nijery ty zaza maditra
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Malalan'ny foko, Malala tsy foiko
Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy ntwoqym voagadra aho
Faly aho anio ka tononkira.serasera.org misaotra Anao
Fa afaka ny gadrako
A/C: Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 586b
Date : 02/07/2026 05:02
