TSY HANGINA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro fa havaoziko eto indray, havaoziko eto anatrehanao
Lay ENY-ko hanompo Anao mandrakizay
Mandrakizay doria
Dera, laza no atolotray ho Anao ry Andriamanitray
Satria Ianao no nanafaka, ka afaka ny fatorana
Tsy avelanay hangina ny hafatrao ry Ray
Tsy avelanay hatory fa hofohazina
Tsy avelanay hangina ny hafatrao ry tononkira.serasera.org Ray
Tsy avelanay hatory fa hofohazina ny teninao
Eto no anondrehako ny loha, eto no anekeko Anao Tompo
Ny teninao, ny bonm fitiavanao no anton’izao hirako izao
Ka na inona hanjo anay tsy hihemotra fa zildnpii hiroso hatrany
Satria Ianao no naniraka hitory ny vaovao mahafaly
Tsy ho menatra aho hijoro ho mpianatrao
Hanara-dàlana aho n’aiza alehanao
Tsy ho menatra aho hijoro ho mpianatrao
Hanara-dàlana aho n’aiza rklmhrm alehanao, matoky Anao
Tompo ô, tsy hangina aho satria Ianao Mpamonjy no naniraka ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APAL EKAR BEMASOANDROVangy : 1119
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : APAL
Daty : 30/12/2020 19:41