TSY HANGINA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro fa havaoziko eto indray, havaoziko eto anatrehanao
Lay ENY-ko hanompo qxty Anao mandrakizay
Mandrakizay doria
Dera, laza no atolotray ho Anao ry Andriamanitray
Satria Ianao no nanafaka, ka afaka ny fatorana
Tsy avelanay tononkira.serasera.org hangina ny hafatrao ry Ray
Tsy avelanay hatory fa hofohazina
Tsy avelanay hangina ny hafatrao ry Ray
Tsy avelanay hatory fa hofohazina ny teninao
Eto no anondrehako ny loha, eto no anekeko Anao Tompo
Ny teninao, ny fitiavanao no anton’izao hirako izao
Ka na inona hanjo anay tsy hihemotra fa hiroso hatrany
Satria Ianao no naniraka hitory eaxjbcoh ny vaovao mahafaly
Tsy ho menatra aho hijoro ho mpianatrao
Hanara-dàlana aho n’aiza alehanao
Tsy ho menatra aho hijoro ho mpianatrao
Hanara-dàlana aho n’aiza alehanao, matoky Anao
Tompo olcease ô, tsy hangina aho satria Ianao Mpamonjy no naniraka ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APAL EKAR BEMASOANDROHits : 1176
Likes : 0 Like
Created by : APAL
Date : 30/12/2020 19:41