NY HALEMEKO NO HERIKO (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izao srwakj fahalemena ananako izao
No ataoko mahakivy ahy (dia mbola ho tena) sarotsarotra ihany,
Ny hino hoe hahavita na dia iray dia amin’ny fihazakazahako amin’ny asa fanompoana
Fantatro fa raha ny ota vitako no visaina
Dia tsy ahasahy akory iandrandra Azy aho
(Ka) nefa dia ndeha hiroso ihany aho
Ataoko anatra ny nenina
Mandra-pialan’ny fofon’aiko aho tsy maintsy ahavita ny fiazakazahako aho
Kanefa dia izao : raha mandinika izao hita izao,
Mbola maro tononkira.serasera.org ireo mila hamoy fo (sy miemotra
Fa) izay nanaiky ho irakao (ve) no tsy ampy ?
Sa kosa ny asa ataoko no tsy mety ahakasika ny fon’ireo mila azy ?
Hoy tokoa Ianao mwljwtvc ry Jesoa « Be tokoa ny vokatra fa ireo hijinja no vitsy »
(Inty aho) Tompo ô, ny halemeko gngng no heriko, aoka Ianao hanefy ny amiko
Nampanompo tsy mahasoa dia ho fitaovana hampandeha ny asa nanirahana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APAL EKAR BEMASOANDROHits : 618
Likes : 0 Like
Created by : APAL
Date : 01/08/2024 13:24