Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANAHY MASINA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! Tomoera anatinay mba hanavao,Mba hanavao ny tenanay sy ny fanahinay ‘zay simban’ny ota,
Fanahy Masina ô midina! meteza Ianao hanamboatra anay,
Aza avelanao ho rava sy hirodana ny Tempolinao!
1- Jereo ‘zahay re fa jambena, haizina avokoa ‘zay jerena
Tsy hitanay intsony ny antoka mahatony ka mangataka aminao
Aposahy aminay anio ilay fahazavana Fanahy Masina ô!
2- Tarihonao re fa ndrao very, tantano f’aza avela irery,
Fa satria satàna tsy manam-pikasàna afa-tsy hanakivy anay,
Omeo anay ny hery hotafianay mandrakizay Fanahy Masina ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APAL EKAR BEMASOANDROVangy : 1081
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : APAL
Daty : 30/12/2020 19:41
