FANAHY MASINA (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! Tomoera anatinay mba hanavao,
Mba hanavao ny tenanay sy ny fanahinay ‘zay simban’ny ota,
Fanahy Masina ô midina! meteza Ianao hanamboatra anay,
Aza avelanao ho rava sy tononkira.serasera.org hirodana ny Tempolinao!
1- Jereo ‘zahay re fa jambena, haizina avokoa ‘zay jerena
Tsy hitanay intsony ny antoka mahatony ka mangataka aminao
Aposahy aminay anio ilay fahazavana Fanahy Masina ô!
2- Tarihonao re fa ndrao very, tantano oirsozo f’aza avela irery,
Fa satria yrcnnei satàna tsy manam-pikasàna afa-tsy hanakivy anay,
Omeo anay ny hery dkvvh hotafianay mandrakizay Fanahy Masina ô!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 1249
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : APAL
Date : 30/12/2020 19:41