Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOADY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa miavaka ny andro androany
isaoranay anao ry Ray
fahasoavanao hatrany hatrany
noho naha toy izao indray
Tanteraka ihany,noho ny lamina avy aminao
ka mahafaly izany,Jesosy o!
misaotra anao
ref: Koa hamafisiko eto izao ny VOADY sy dina efa natao
tsy hivadika aminao, tsy hiala na handao
ny andro mbola iainako , na aiza na aiza
misy ahy!
Ianao no Andriamanitro, tsy miova mandrakizay
Na ny hery na ny gtzdvi dsjs fahalalana ,
nomenao ho ahy ry Ray tononkira.serasera.org Tsitoha
ireo ola-mianjady mazàna,
noho Ianao resiko avokoa
tsy tratry ny nfcwztj saina e, ny valimbavaka homenao ho ahy
na izay tsy nangatahiko nomenao
ho ahy tokoa tokoa
AKAFA AMBATOLAMPY
A/C Samson Rakotoarivelo

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 2422
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : antsakarmela
Daty : 27/01/2017 11:11