VOADY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa miavaka ny andro androany
isaoranay anao ry Ray
fahasoavanao hatrany hatrany
noho naha toy izao indray
Tanteraka ihany,noho ny lamina avy aminao
ka mahafaly tononkira.serasera.org izany,Jesosy o!
misaotra anao
ref: Koa hamafisiko eto izao ny VOADY sy dina efa natao
tsy hivadika aminao, xntvqy tsy hiala na handao
ny andro mbola iainako , na aiza na aiza
misy ahy!
Ianao no Andriamanitro, tadsw vjhozu tsy miova mandrakizay
Na ny hery na ny fahalalana ,
nomenao ho ahy ry Ray Tsitoha
ireo ola-mianjady mazàna,
noho Ianao resiko avokoa
tsy tratry ny saina e, ny valimbavaka homenao ho ahy
na izay tsy nangatahiko nomenao
ho ahy tokoa tokoa
AKAFA AMBATOLAMPY
A/C Samson Rakotoarivelo

--------
Link:
About this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 2380
Likes : 1 Like
Created by : antsakarmela
Date : 27/01/2017 11:11