O! AVIA MODIA (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nahalala ny fitiavanao aho
reko hatrany ny feonao
tsy nahafoy fa mibitsika sy manoro hatrany
ny lalan- tsara azo aleha
Nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitrapoko sy izay fahalalako
izany foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao avokoa izao,
zao rehetra ayeqig miseho izao
natsotranao ny tananao,
handray pftehchz ny tanako Jesoa,
hoy ianao "O AVIA MODIA"
Tsy mety mangina fa miteny hatrany ianao
miala nenina ny amiko
ny hiverenako indray ,tsy terena
fa an-tsitrapo,ny ho mpiara dalana aminao
nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitram-poko sy izay fahalalako
izany tononkira.serasera.org foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao etuf avokoa izao,
efa very aho notadiavinao
nasehonao izay tena fara fitiavanao Jesoa,
hoy ianao " AMPY IZAY MODIA''
reko hatrany ny feonao
tsy nahafoy fa mibitsika sy manoro hatrany
ny lalan- tsara azo aleha
Nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitrapoko sy izay fahalalako
izany foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao avokoa izao,
zao rehetra ayeqig miseho izao
natsotranao ny tananao,
handray pftehchz ny tanako Jesoa,
hoy ianao "O AVIA MODIA"
Tsy mety mangina fa miteny hatrany ianao
miala nenina ny amiko
ny hiverenako indray ,tsy terena
fa an-tsitrapo,ny ho mpiara dalana aminao
nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitram-poko sy izay fahalalako
izany tononkira.serasera.org foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao etuf avokoa izao,
efa very aho notadiavinao
nasehonao izay tena fara fitiavanao Jesoa,
hoy ianao " AMPY IZAY MODIA''
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 1992
Likes : 0 Like
Created by : antsakarmela
Date : 28/01/2017 09:12
