O! AVIA MODIA (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nahalala ny fitiavanao aho
reko hatrany ny feonao
tsy nahafoy fa mibitsika sy vuggkx manoro hatrany
ny lalan- tsara azo aleha
Nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitrapoko sy izay tononkira.serasera.org fahalalako
izany foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao foeoioah avokoa izao,
zao rehetra miseho izao
natsotranao ny tananao,
handray ny tanako jwysmpz Jesoa,
hoy ianao "O AVIA MODIA"
Tsy mety mangina fa miteny hatrany ianao
miala nenina ny amiko
ny hiverenako indray ,tsy terena
fa an-tsitrapo,ny ho mpiara dalana aminao
nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitram-poko sy izay fahalalako
izany foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao avokoa izao,
efa very aho notadiavinao
nasehonao izay tena fara fitiavanao Jesoa,
hoy ianao " AMPY IZAY MODIA''
reko hatrany ny feonao
tsy nahafoy fa mibitsika sy vuggkx manoro hatrany
ny lalan- tsara azo aleha
Nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitrapoko sy izay tononkira.serasera.org fahalalako
izany foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao foeoioah avokoa izao,
zao rehetra miseho izao
natsotranao ny tananao,
handray ny tanako jwysmpz Jesoa,
hoy ianao "O AVIA MODIA"
Tsy mety mangina fa miteny hatrany ianao
miala nenina ny amiko
ny hiverenako indray ,tsy terena
fa an-tsitrapo,ny ho mpiara dalana aminao
nefa anie tsy izany no nasetriko anao
fa nivily aho ka tsy nanoa
izay sitram-poko sy izay fahalalako
izany foana nanadinoako ny hirakao
Fitiavanao avokoa izao,
efa very aho notadiavinao
nasehonao izay tena fara fitiavanao Jesoa,
hoy ianao " AMPY IZAY MODIA''
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Hits : 2074
Likes : 0 Like
Created by : antsakarmela
Date : 28/01/2017 09:12
