Manezaha (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manezaha antso avo
Ka asandrato ny pnbwcmhd feonao
Ataovy mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao
Fa tsy ny tanan’i Iaveh no fohy
Ka tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre
Fa isika no nampisy efitra
Nampisaraka antsika taminy
Ny otantsika tononkira.serasera.org no hanafenany ny tavany
Tsy ocap hianoany antsika
Fa mangataha dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia oikjdym hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny
Ka asandrato ny pnbwcmhd feonao
Ataovy mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao
Fa tsy ny tanan’i Iaveh no fohy
Ka tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre
Fa isika no nampisy efitra
Nampisaraka antsika taminy
Ny otantsika tononkira.serasera.org no hanafenany ny tavany
Tsy ocap hianoany antsika
Fa mangataha dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia oikjdym hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVangy : 710
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 28/12/2021 23:22
