Manezaha (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manezaha antso avo
Ka asandrato ny feonao
Ataovy ltryf mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao

Fa tsy ny tanan’i Iaveh no fohy
Ka luftidya tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre
  
  Fa isika no nampisy efitra
  Nampisaraka antsika taminy
  Ny otantsika no hanafenany ny tononkira.serasera.org tavany
                Tsy hianoany kjuis antsika

Fa mangataha dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0906