Manezaha (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manezaha antso avo
Ka asandrato ny jzberea feonao
Ataovy mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao
Fa tsy ny rsjdwxdi tanan’i Iaveh no fohy
Ka tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre
Fa isika no nampisy efitra
tononkira.serasera.org Nampisaraka antsika taminy
Ny otantsika no hanafenany ny tavany
Tsy hianoany antsika
Fa mangataha dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny
qyhf
Ka asandrato ny jzberea feonao
Ataovy mafy hanakoako
Ho ren’izao tontolo izao
Fa tsy ny rsjdwxdi tanan’i Iaveh no fohy
Ka tsy mahavonjy
Fa tsy ny sofiny no lalodalovana
Ka tsy handre
Fa isika no nampisy efitra
tononkira.serasera.org Nampisaraka antsika taminy
Ny otantsika no hanafenany ny tavany
Tsy hianoany antsika
Fa mangataha dia omeny
Dondomy, dondomy fa ho vohainy
Mitadiava dia hahita
Mangataha, dondomy, fa ho vohainy
Dondomy, mangataha fa homeny
qyhf
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Fo Masin'i JesoaVisites : 754
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Date : 28/12/2021 23:22
