Antsom-pitiavana (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsom-pitiavana avy amin'ny Tompo,
Izao renao ujer izao ka mba meteza re!
Efa ela loatra anie, mbola ho tononkira.serasera.org lavonao va re!?
Fa fitiavan-dehibe no inatsony fqhok anao.

Tsy mba didy fa safidy no omeny anao.
tsy ny ngidy fa ny mamy indrindra no ho anao.
Efa bvyv ela loatra re! Mbola ho lavinao va re!?
Fa Fitiavan-dehibe no hiantsony anao.
Antsom-pitiavana avy amin'ny Tompo.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina
Vangy : 1520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 09/03/2015 09:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2509