Antsom-pitiavana (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antsom-pitiavana avy amin'ny Tompo,
Izao renao izao pghlia ka mba meteza re!
Efa ela loatra anie, mbola ho lavonao va re!?
Fa fitiavan-dehibe no inatsony tononkira.serasera.org anao.
Tsy mba didy fa safidy no omeny anao.
tsy ny ngidy fa ny mamy indrindra nwsqigu no ho anao.
Efa ela loatra re! zknorvdr Mbola ho lavinao va re!?
Fa Fitiavan-dehibe no hiantsony anao.
Antsom-pitiavana avy amin'ny Tompo.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Finoana Ambodivary SoavinaVisites : 1520
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanafy
Date : 09/03/2015 09:45