Tano ny Finoana (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)

Mendrika ny ho deraina,
Ilay Andriamanitra Fitiavana.
Nanorina Fiangonana
handraisam-pitahiana sy fahasoavana.

Fa Jesosy Kristy Tompo,
Izy no lohan'ny fiangonana.
Aoreno ao ny fiainanao;
Jesosy FehTsiky dia ampyizoro,
manda aronao

Ka ny aza fanompoana;
Ataovy ampitiavana avokoa.
Fiadanana no ho azonao;
Ho feno fifaliana ny fiainanao.

Dia tano,
tano mafy ny finoana izay anananao.
Hazony tsara, aza miova
eo anatrehan'Andriamanitra.

Mpihira : Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina
Mpamaky : 959
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fanafy
Tamin'ny : 09/03/2015 08:29:41
ID : 7263

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo