Ianao Jehovah (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)

Isaorako Ianao nihaino ny talaho.
Ny tarainako, fifonako Jehovah ô!
Ianao no hany mba nitokian'ny foko
ktononkira.serasera.orga namonjy ahy.

Ianao no heriko ary koa ampingako.
Ianao no mandako ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko
ka ny hirako no hiderako Anao.

Mpihira : Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina
Mpamaky : 798
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fanafy
Tamin'ny : 05/03/2015 09:49:27
ID : 7246

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo