Finoana (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jyvf Tsy ny rehareha azonao ety,
No fmvhq hitondra anao mankany an-danitra.
Tsy ny tsikitsiky mihatsara ivelan-tsihy,
fa ny FINOANA an'I Krsity.
Tsy ny tononkira.serasera.org fitafiana mamirapiratra,
No hitondra famonjena ho anao.
Tsy ny vola aman-karena nomena anao,
Fa ny FINOANA an'I xkgb Kristy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana Ambodivary SoavinaHits : 1553
Likes : 0 Like
Created by : fanafy
Date : 09/03/2015 09:39