Tsy Maintsy midera (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voatendrinao aho Tompo ô
Voatendrinao hanompo sy hiasa ho Anao
Dia ny tybkydzu hanarato olona,ho Anao ety
Hamahana ireo ondrinao

Ref:Izaho koa,tsy maintsy midera
       Hidera Anao Jeso(x2)               (x2)

Interlude

Ny Teninao no haratoko
Ny herinao ihany ftrqx no ndeha hisalorako
Hitaona naed sy  hanova ,ny olona ety
handrava tononkira.serasera.org ireo fahavalo

Ref:Izaho koa,tsy maintsy midera
       Hidera Anao Jeso(x2)               (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsa an'i Kristy
Vangy : 6886
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : haritsimbarakotohaga
Daty : 10/02/2017 09:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03