Tsy Maintsy midera (Antsa an'i Kristy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voatendrinao aho Tompo ô
Voatendrinao hanompo sy hiasa ho Anao
Dia ny hanarato olona,ho Anao ety
Hamahana ireo ondrinao

Ref:Izaho ujsiaig koa,tsy tononkira.serasera.org maintsy midera
       Hidera Anao Jeso(x2)    eqovwei     nzbyndmj        (x2)

Interlude

Ny Teninao no haratoko
Ny herinao ihany no ndeha hisalorako
Hitaona sy  hanova ,ny olona ety
handrava ireo fahavalo

Ref:Izaho koa,tsy maintsy midera
       Hidera Anao Jeso(x2)               (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsa an'i Kristy
Hits : 7030
Likes : 2 Like
Created by : haritsimbarakotohaga
Date : 10/02/2017 09:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03