MIDERA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an’i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Mihirà, mihirà ho azy
Ary mankalazà azy
Mitadiava an’i Jehovah
Katsaho mipyfeby ny tavany
Tsarovy ny asa mahagaga nataony
Sy ny voninahiny
Refrain : Sambatra isika fa olon’afaka
tononkira.serasera.org Ny famonjena efa vita
xpvh Ka mifalia sy mihobia
Haleloia, miderà an’i Jehovah
Mandrakizay ny famindrapony
Mankalazà, iza no mahalaza
Ny asa huzrbn lehibe nataony?
Jehovah ô! lehibe indrindra
Ny anaranao mendrika ho deraina
Mihobia, manompoa an’i Jehovah
Amin’ny fonao
Miantsoa ny anarany
Mihirà, mihirà ho azy
Ary mankalazà azy
Mitadiava an’i Jehovah
Katsaho mipyfeby ny tavany
Tsarovy ny asa mahagaga nataony
Sy ny voninahiny
Refrain : Sambatra isika fa olon’afaka
tononkira.serasera.org Ny famonjena efa vita
xpvh Ka mifalia sy mihobia
Haleloia, miderà an’i Jehovah
Mandrakizay ny famindrapony
Mankalazà, iza no mahalaza
Ny asa huzrbn lehibe nataony?
Jehovah ô! lehibe indrindra
Ny anaranao mendrika ho deraina
Mihobia, manompoa an’i Jehovah
Amin’ny fonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 3769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Voninkazokely
Daty : 22/05/2004 11:08
