MIDERA (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an’i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Mihirà, mihirà ho azy
Ary mankalazà azy
Mitadiava an’i Jehovah
Katsaho ny tavany
Tsarovy ny asa mahagaga nataony
Sy ny voninahiny
Refrain : Sambatra isika fa olon’afaka
Ny famonjena efa vita
tononkira.serasera.org rdwsc Ka mifalia sy mihobia
Haleloia, aihy miderà an’i Jehovah
Mandrakizay ny famindrapony
Mankalazà, iza no duhb mahalaza
Ny asa lehibe nataony?
Jehovah ô! lehibe indrindra
Ny anaranao mendrika ho deraina
Mihobia, manompoa an’i Jehovah
Amin’ny fonao
Miantsoa ny anarany
Mihirà, mihirà ho azy
Ary mankalazà azy
Mitadiava an’i Jehovah
Katsaho ny tavany
Tsarovy ny asa mahagaga nataony
Sy ny voninahiny
Refrain : Sambatra isika fa olon’afaka
Ny famonjena efa vita
tononkira.serasera.org rdwsc Ka mifalia sy mihobia
Haleloia, aihy miderà an’i Jehovah
Mandrakizay ny famindrapony
Mankalazà, iza no duhb mahalaza
Ny asa lehibe nataony?
Jehovah ô! lehibe indrindra
Ny anaranao mendrika ho deraina
Mihobia, manompoa an’i Jehovah
Amin’ny fonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 3700
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Voninkazokely
Date : 22/05/2004 11:08
