JESOSY O ! (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jesosy ô! vonjeo aho
Fa diso ny nataoko taminao
Naditra aho, narary koa
Nefa mamiko cosm loatra ny ho eo anilanao.
Indro fa tonga fiadanana
Ilay fahoriana nangidy tamiko
Izany midika fa tia ahy Jesoa
Fa ny fahasoavanao no atay izao ahy
Refrain:
Inty aho ionwsvo Jesosy ô!
Vonona ho anao
Maniry ny hiara-dàlana aminao
Vonona hamafy ny teny ulfrv Masinao
Jeso, mamiko loatra tononkira.serasera.org ny ho eo anilanao
2-Jesosy ô! tantano aho
Hanaraka ny didy masinao
Fenoinao fitiavanao, Jeso
Mamiko loatra ny eo anilanao
Vohay ny foko hidiranao
Fenoy feno Fanahy Masinao
Mba tsy ho voarombaky ny hafa aho
Fa ny fahasoavanao no aoka hanjaka ao
Fa diso ny nataoko taminao
Naditra aho, narary koa
Nefa mamiko cosm loatra ny ho eo anilanao.
Indro fa tonga fiadanana
Ilay fahoriana nangidy tamiko
Izany midika fa tia ahy Jesoa
Fa ny fahasoavanao no atay izao ahy
Refrain:
Inty aho ionwsvo Jesosy ô!
Vonona ho anao
Maniry ny hiara-dàlana aminao
Vonona hamafy ny teny ulfrv Masinao
Jeso, mamiko loatra tononkira.serasera.org ny ho eo anilanao
2-Jesosy ô! tantano aho
Hanaraka ny didy masinao
Fenoinao fitiavanao, Jeso
Mamiko loatra ny eo anilanao
Vohay ny foko hidiranao
Fenoy feno Fanahy Masinao
Mba tsy ho voarombaky ny hafa aho
Fa ny fahasoavanao no aoka hanjaka ao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 4189
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Voninkazokely
Date : 23/05/2004 14:09
