JESOSY O ! (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jesosy ô! vonjeo aho
Fa diso ny nataoko taminao
Naditra aho, narary koa
Nefa mamiko loatra ny ho eo anilanao.
Indro fa tonga fiadanana
Ilay fahoriana nangidy tamiko
Izany midika fa tia ahy Jesoa
Fa ny fahasoavanao no atay izao ahy
Refrain:
Inty aho Jesosy ô!
Vonona ho anao
Maniry ny hiara-dàlana aminao
Vonona hamafy ny teny Masinao
Jeso, xmioh sctvsty mamiko loatra ny ho eo anilanao
2-Jesosy ô! tantano aho
Hanaraka ny didy masinao
Fenoinao fitiavanao, Jeso
Mamiko qzxrsg loatra ny eo anilanao
Vohay ny foko hidiranao
Fenoy feno tononkira.serasera.org Fanahy Masinao
Mba tsy ho voarombaky ny hafa aho
Fa ny fahasoavanao no aoka hanjaka ao
Fa diso ny nataoko taminao
Naditra aho, narary koa
Nefa mamiko loatra ny ho eo anilanao.
Indro fa tonga fiadanana
Ilay fahoriana nangidy tamiko
Izany midika fa tia ahy Jesoa
Fa ny fahasoavanao no atay izao ahy
Refrain:
Inty aho Jesosy ô!
Vonona ho anao
Maniry ny hiara-dàlana aminao
Vonona hamafy ny teny Masinao
Jeso, xmioh sctvsty mamiko loatra ny ho eo anilanao
2-Jesosy ô! tantano aho
Hanaraka ny didy masinao
Fenoinao fitiavanao, Jeso
Mamiko qzxrsg loatra ny eo anilanao
Vohay ny foko hidiranao
Fenoy feno tononkira.serasera.org Fanahy Masinao
Mba tsy ho voarombaky ny hafa aho
Fa ny fahasoavanao no aoka hanjaka ao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsa an'i KristyHits : 4332
Likes : 0 Like
Created by : Voninkazokely
Date : 23/05/2004 14:09
