Izaho koa mba hitorio (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho koa mba hitorio
Ho aiza ianareo izay mifamorivory io ?
Mihira sy toa xxcozeeb midera, toa misy pasitera
Ho aiza ianareo miakanjo fotsy sy madio ?
Ho aiza e, ho aiza e ? Izaho koa mba tononkira.serasera.org hitono
Tsy mora ny miady, miady amin’ilay mpandrava
Tsy iza anie izany, tsy iza fa ilay satana
Izahay kosa mandeha mitady an’i Jesosy
Fa izy ihany no maharesy izany
Raha mbola ho any ihany ianareo e ! e !
Vonona aho handeha yyrgksg ka sakeleho e ! e !
Izaho koa mba te hihaona amin’ilay Mpamonjy e ! e !
Ho afaka mba ho voavonjy
Vonona hizara hatreo ny hareko e ! e !
Amin’ny mahantra sy ireo malahelo e ! e !
Izaho koa mba te hihaona amin’ilay Mpamonjy e ! e !
Ho afaka zuyvr mba ho voavonjy
Antsa an’i Kristy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 3207
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 12/10/2002 18:37