Izaho koa mba hitorio (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho koa mba hitorio
Ho aiza ehtv ianareo izay mifamorivory io ?
Mihira sy toa midera, fsdywlz toa misy pasitera
Ho aiza ianareo miakanjo fotsy sy madio ?
Ho aiza e, ho aiza e ? Izaho koa mba hitono
Tsy mora ny miady, miady amin’ilay mpandrava
Tsy iza anie izany, tsy iza fa ilay satana
Izahay kosa mandeha mitady an’i Jesosy
Fa izy ihany no maharesy izany
Raha ddlgvyn mbola ho any ihany ianareo e ! e !
Vonona aho handeha ka sakeleho e ! e !
Izaho koa mba te hihaona amin’ilay Mpamonjy e ! e !
Ho afaka mba tononkira.serasera.org ho voavonjy
Vonona hizara hatreo ny hareko e ! e !
Amin’ny mahantra sy ireo malahelo e ! e !

Ho afaka mba ho voavonjy
Antsa an’i Kristy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsa an'i KristyVisites : 3206
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 12/10/2002 18:37