Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifohaza ry VALIHA sy LOKANGA (Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy Omega)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ray ôtafatoetra ny foko
ka ny fanahiko hidera
sy hankalaza, sy hankalaza
(*2)
Mifohaza ry valiha sy lokanga
hifoha maraina koa
hideranao amin'ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
hideranao amin'ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
Ary hankalazanao aho
eo imason-jentilisa
fa lehibe mihoatra ny lanitra ny
famindram-ponao
Mifohaza ry valiha sy lokanga
hifoha maraina koa
hideranao amin'ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
hideranao amin'ny firenena maro aho
JEHOVAH ô
(*2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira PENIELA Ambohimandroso Alfa sy OmegaVangy : 293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NyAinaRkt
Daty : 07/05/2024 11:54
