Ny tany izay diavina (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay awfvxd diavinay Jesosy ô
Dia tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny uzqef sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny azjpn finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany tononkira.serasera.org izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Dia tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny uzqef sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny azjpn finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany tononkira.serasera.org izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67HaVangy : 1098
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HentsFio
Daty : 26/07/2023 08:37
