Sarobidy (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra Jesosy o
Ny famonjenao
Nitafy henatra gjmjwd ianao
Nisalorako ny voninahitrao
Najamban'ny ota aho
Rakotra aizina miavosa
Ny tontolo feno tyvlwa trosa
Avia ho hafahako ianao
Tsy sandaina amin'ny adidy
Famonjena aychz sarobidy
Ho fikiriko ato am-poko
Jesosy o harenako Ianao
Sarobidy loatra tononkira.serasera.org Jesosy o
Ny fitiavanao
Ho deraiko hatrany ankoatra
F'Andriamanitro Ianao
Ho deraiko hatrany ankoatra
F'Andriamanitro Ianao
Ny famonjenao
Nitafy henatra gjmjwd ianao
Nisalorako ny voninahitrao
Najamban'ny ota aho
Rakotra aizina miavosa
Ny tontolo feno tyvlwa trosa
Avia ho hafahako ianao
Tsy sandaina amin'ny adidy
Famonjena aychz sarobidy
Ho fikiriko ato am-poko
Jesosy o harenako Ianao
Sarobidy loatra tononkira.serasera.org Jesosy o
Ny fitiavanao
Ho deraiko hatrany ankoatra
F'Andriamanitro Ianao
Ho deraiko hatrany ankoatra
F'Andriamanitro Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67HaVangy : 598
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HentsFio
Daty : 26/07/2023 19:50
