Apetrako (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Apetrako Aminao ny fiainako ry Ray
Satria tononkira.serasera.org fantatrao izay mahatsara ahy
Eny na mafy aza ny ady atrehiko
Dia tsy hatahotra aho f'Ianao no momba ahy
Tantano aho ry Ray mba tsy hisaraka Aminao
Fa maro fandrika ny lalanay ety
Tahio Jesosy o, jereo ny fiainan-janakao
Tsilovy re ny dia sudn ho tody soa ary
2- Apetrako Aminao ny olam-piainako
'Reo manahirana ahy, mampiasa atidoha
Fa Fahasoavana sy tkfwojd Fiadanana
No angatahiko, inbhho hilamina ny fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67HaVisites : 207
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ralivat
Date : 19/06/2026 07:31