Ny tany izay diavina (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Dia tany maha solafaka tsy mba nkqgwd hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny qlegga ady tsaran'ny hvrgn finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny tononkira.serasera.org sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Dia tany maha solafaka tsy mba nkqgwd hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny qlegga ady tsaran'ny hvrgn finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny tononkira.serasera.org sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67HaVisites : 1042
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HentsFio
Date : 26/07/2023 08:37
