Ry Jesosy o (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xhsj 1-Iza moa no mba hihaino (ny) ny fitarainako
Moa va tsy Ianao ry Jesosy o?

O mba tanonao re 'ty mpanomponao
Mitalaho, manantena famonjenao

2- cuxcubq Ka na dia mafy aza (ny) rivotra sy tlva onja
Dia Ianao tsy handao ry Jesosy o

3- Raha misy ny alahelo (sy) na ny ranomaso koa
Ampionony izahay ry Jesosy o tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha
Vangy : 149
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ralivat
Daty : 19/06/2026 07:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333