Ny tany izay diavina (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany izay diavinay Jesosy ô
Dia tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay wpynjm diavinay Jesosy pmuktsd ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady lpxgypgm tsaran'ny tononkira.serasera.org finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Dia tany maha solafaka tsy mba hay
Ka na iza re mbola nofo sy rà
Tsy maintsy ho solofaka
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady tsaran'ny finoana
Hananako fiainana mandrakizay
Ny tany izay wpynjm diavinay Jesosy pmuktsd ô
Maneho famoizam-po satria hitanao
Fa manjàka ao ny haratsiana izay
Tsy hay tanisaina indray
Ô ! Ô ! Mba vonjeo amin'ny sandrinao
Hijoroako ho vavolombelonao
Hiadiako ny ady lpxgypgm tsaran'ny tononkira.serasera.org finoana
Hananako fiainana mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67HaHits : 1040
Likes : 0 Like
Created by : HentsFio
Date : 26/07/2023 08:37
