Apetrako (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- jokj Apetrako Aminao tononkira.serasera.org ny fiainako ry Ray
Satria fantatrao izay mahatsara ahy
Eny na mafy aza ny ady atrehiko
Dia tsy hatahotra aho f'Ianao no momba ahy
Tantano aho ry Ray mba tsy hisaraka Aminao
Fa maro fandrika ny lalanay ety
Tahio Jesosy o, jereo ny fiainan-janakao
Tsilovy re ny dia ho tody soa ary
2- axvfi Apetrako Aminao ny olam-piainako
'Reo manahirana ahy, mampiasa atidoha
Fa Fahasoavana sy svdn Fiadanana
No angatahiko, hilamina ny fo
Satria fantatrao izay mahatsara ahy
Eny na mafy aza ny ady atrehiko
Dia tsy hatahotra aho f'Ianao no momba ahy
Tantano aho ry Ray mba tsy hisaraka Aminao
Fa maro fandrika ny lalanay ety
Tahio Jesosy o, jereo ny fiainan-janakao
Tsilovy re ny dia ho tody soa ary
2- axvfi Apetrako Aminao ny olam-piainako
'Reo manahirana ahy, mampiasa atidoha
Fa Fahasoavana sy svdn Fiadanana
No angatahiko, hilamina ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67HaVangy : 164
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ralivat
Daty : 19/06/2026 07:31
