Apetrako (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Apetrako Aminao ny fiainako ry Ray
Satria fantatrao izay mahatsara ahy
Eny na mafy zeksdp aza ny ady atrehiko
Dia tsy tononkira.serasera.org hatahotra aho f'Ianao no momba ahy
Tantano aho ry Ray mba tsy hisaraka Aminao
Fa maro fandrika ny lalanay ety
Tahio Jesosy o, jereo ny fiainan-janakao
Tsilovy re ny dia ho tody soa ary
2- Apetrako Aminao ny olam-piainako
'Reo manahirana ahy, mampiasa atidoha
Fa Fahasoavana fjca sy Fiadanana
No angatahiko, ahlyq hilamina ny fo
Satria fantatrao izay mahatsara ahy
Eny na mafy zeksdp aza ny ady atrehiko
Dia tsy tononkira.serasera.org hatahotra aho f'Ianao no momba ahy
Tantano aho ry Ray mba tsy hisaraka Aminao
Fa maro fandrika ny lalanay ety
Tahio Jesosy o, jereo ny fiainan-janakao
Tsilovy re ny dia ho tody soa ary
2- Apetrako Aminao ny olam-piainako
'Reo manahirana ahy, mampiasa atidoha
Fa Fahasoavana fjca sy Fiadanana
No angatahiko, ahlyq hilamina ny fo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67HaHits : 128
Likes : 1 Like
Created by : Ralivat
Date : 19/06/2026 07:31
